Marka 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 ka niteny taminy hoe: “Fahefana avy aiza no anaovanao an’izao? Ary iza no nanome anao ny fahefana hanao an’izao?”+ Asan’ny Apostoly 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nataon’ireo teo afovoany izy roa lahy, ka nanontaniany hoe: “Fahefana avy aiza, ary tamin’ny anaran’iza no nanaovanareo izao?”+ Asan’ny Apostoly 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa ilay nanao ny tsy rariny tamin’ny namany kosa nanilika azy, ka nanao hoe: ‘Iza no nanendry an’ialahy ho mpitondra sy mpitsara anay?+
28 ka niteny taminy hoe: “Fahefana avy aiza no anaovanao an’izao? Ary iza no nanome anao ny fahefana hanao an’izao?”+
7 Dia nataon’ireo teo afovoany izy roa lahy, ka nanontaniany hoe: “Fahefana avy aiza, ary tamin’ny anaran’iza no nanaovanareo izao?”+
27 Fa ilay nanao ny tsy rariny tamin’ny namany kosa nanilika azy, ka nanao hoe: ‘Iza no nanendry an’ialahy ho mpitondra sy mpitsara anay?+