1 Tesalonianina 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Na i Jesosy Tompo+ sy ny mpaminany+ aza mantsy dia novonoin’ny Jiosy, ary nanenjika anay koa izy ireo.+ Tsy manao izay hahafaly an’Andriamanitra koa izy ireo, fa manohitra kosa ny tombontsoan’ny olona rehetra, Hebreo 11:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Eny, ny sasany niharam-pitsapana ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana+ sy natao am-ponja+ koa.
15 Na i Jesosy Tompo+ sy ny mpaminany+ aza mantsy dia novonoin’ny Jiosy, ary nanenjika anay koa izy ireo.+ Tsy manao izay hahafaly an’Andriamanitra koa izy ireo, fa manohitra kosa ny tombontsoan’ny olona rehetra,
36 Eny, ny sasany niharam-pitsapana ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana+ sy natao am-ponja+ koa.