Apokalypsy 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hofafany ny ranomaso+ rehetra amin’ny mason’izy ireo, ka tsy hisy fahafatesana intsony,+ sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana,+ fa efa lasa ny zavatra taloha.”+
4 Ary hofafany ny ranomaso+ rehetra amin’ny mason’izy ireo, ka tsy hisy fahafatesana intsony,+ sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana,+ fa efa lasa ny zavatra taloha.”+