6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+ zazalahy no homena antsika,+ ary ho eo an-tsorony ny fahefan’andriana.+ Ny anarany dia hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay,+ Andrianan’ny Fiadanana.+
20 Ho famantarana sy vavolombelona ho an’i Jehovah Tompon’ny tafika izany, any Ejipta.+ Fa hitaraina amin’i Jehovah izy ireo noho ny amin’ny mpampahory,+ ka handefasany mpamonjy lehibe hamonjy azy.+