1 Samoela 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary raha hitan’ny rainao fa tsy eo aho, dia lazao hoe: ‘Niera tamiko i Davida mba handeha vetivety ho any Betlehema+ tanànany, satria misy sorona fanao isan-taona hataon’ny fianakaviany manontolo any.’+
6 Ary raha hitan’ny rainao fa tsy eo aho, dia lazao hoe: ‘Niera tamiko i Davida mba handeha vetivety ho any Betlehema+ tanànany, satria misy sorona fanao isan-taona hataon’ny fianakaviany manontolo any.’+