Matio 22:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hoy i Jesosy taminy: “‘Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ary ny sainao manontolo.’+ Marka 12:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Izy rehetra mantsy nandatsaka avy tamin’ny ambim-bavany, fa ravehivavy kosa na mahantra aza, dia nandatsaka izay rehetra nananany, dia ny fivelomany rehetra.”+
37 Dia hoy i Jesosy taminy: “‘Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ary ny sainao manontolo.’+
44 Izy rehetra mantsy nandatsaka avy tamin’ny ambim-bavany, fa ravehivavy kosa na mahantra aza, dia nandatsaka izay rehetra nananany, dia ny fivelomany rehetra.”+