Asan’ny Apostoly 2:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Koa aoka ho fantatry ny taranak’Israely rehetra marimarina fa nataon’Andriamanitra ho Tompo+ sy Kristy iny Jesosy nofantsihanareo tamin’ny hazo fijaliana iny.”+ Filipianina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sy haneken’ny lela rehetra an-karihary+ fa i Jesosy Kristy no Tompo+ ho voninahitr’Andriamanitra Ray.+
36 Koa aoka ho fantatry ny taranak’Israely rehetra marimarina fa nataon’Andriamanitra ho Tompo+ sy Kristy iny Jesosy nofantsihanareo tamin’ny hazo fijaliana iny.”+
11 sy haneken’ny lela rehetra an-karihary+ fa i Jesosy Kristy no Tompo+ ho voninahitr’Andriamanitra Ray.+