Joela 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mihorohoro eo anatrehany ny tany, ary mihovotrovotra ny lanitra. Lasa maizina ny masoandro sy ny volana,+ ary tsy mamirapiratra intsony ny kintana.+ Joela 2:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Ary hanisy fambara eny amin’ny lanitra+ sy eny amin’ny tany aho, dia ra sy afo ary setroka+ miakatra.
10 Mihorohoro eo anatrehany ny tany, ary mihovotrovotra ny lanitra. Lasa maizina ny masoandro sy ny volana,+ ary tsy mamirapiratra intsony ny kintana.+
30 “Ary hanisy fambara eny amin’ny lanitra+ sy eny amin’ny tany aho, dia ra sy afo ary setroka+ miakatra.