-
Lioka 22:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Dia hoy izy: “Fa ankehitriny kosa, aoka izay manana fitoeram-bola hitondra izany, ary toy izany koa izay manana kitapom-batsy. Ary aoka izay tsy manan-tsabatra hivarotra ny akanjony ivelany ka hividy sabatra.
-