Jaona 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nijoro nanodidina teo ny mpanompo sy ny mpiambina, satria nandrehitra afon-tsaribao+ teo ireo noho ny hatsiaka, ka namindro. Ary mba nijoro namindro teo koa i Petera.
18 Nijoro nanodidina teo ny mpanompo sy ny mpiambina, satria nandrehitra afon-tsaribao+ teo ireo noho ny hatsiaka, ka namindro. Ary mba nijoro namindro teo koa i Petera.