29 “Aza misalasala manome avy amin’ny vokatrao be dia be sy izay mihoatra avy amin’ny famiazam-boalobokao sy ny famiazan’olivanao.+ Tokony homenao ho ahy ny zanakao lahimatoa.+
13 fa ahy ny lahimatoa rehetra.+ Tamin’ilay andro namonoako ny lahimatoa rehetra tany Ejipta,+ dia nohamasiniko ho ahy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Israely, na olona na biby.+ Dia ho ahy ireny. Izaho no Jehovah.”
17 Fa ahy ny lahimatoa rehetra eo amin’ny zanak’Israely, na olona na biby.+ Nohamasiniko ho ahy izy ireo+ tamin’ilay andro namonoako ny lahimatoa rehetra tany Ejipta.+