Matio 27:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nandresy lahatra ny vahoaka anefa ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy mba hangataka an’i Barabasy,+ fa hampamono an’i Jesosy kosa. Marka 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa nentanin’ny lehiben’ny mpisorona kosa ny vahoaka mba ho i Barabasy fa tsy i Jesosy no hafahan’i Pilato ho azy ireo.+ Jaona 18:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia niantsoantso mafy indray ireo hoe: “Tsy iny lehilahy iny, fa i Barabasy!” Jiolahy anefa io Barabasy io.+
20 Nandresy lahatra ny vahoaka anefa ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy mba hangataka an’i Barabasy,+ fa hampamono an’i Jesosy kosa.
11 Fa nentanin’ny lehiben’ny mpisorona kosa ny vahoaka mba ho i Barabasy fa tsy i Jesosy no hafahan’i Pilato ho azy ireo.+
40 Dia niantsoantso mafy indray ireo hoe: “Tsy iny lehilahy iny, fa i Barabasy!” Jiolahy anefa io Barabasy io.+