Marka 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tamin’izay dia nafahan’i Pilato ho an’ny vahoaka i Barabasy, satria te hanome fahafaham-po azy ireo izy.+ Ary rehefa avy nasainy nokaravasina i Jesosy, dia natolony hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+ Jaona 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tamin’izay dia natolony azy ireo izy mba hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+ Koa nentin’ireo i Jesosy.
15 Tamin’izay dia nafahan’i Pilato ho an’ny vahoaka i Barabasy, satria te hanome fahafaham-po azy ireo izy.+ Ary rehefa avy nasainy nokaravasina i Jesosy, dia natolony hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+
16 Tamin’izay dia natolony azy ireo izy mba hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+ Koa nentin’ireo i Jesosy.