FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Rehefa harivariva ny andro, dia nisy lehilahy mpanankarena iray nantsoina hoe Josefa, avy any Arimatia, izay mpianatr’i Jesosy koa,+

  • Marka 15:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 dia tonga i Josefa avy any Arimatia, izay lehilahy nanan-kaja anisan’ny Filan-kevitry ny Jiosy. Ary niandry ny fanjakan’Andriamanitra koa izy.+ Koa nisikina herim-po izy ka nankao amin’i Pilato, dia nangataka ny fatin’i+ Jesosy.

  • Jaona 19:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Taorian’izany, dia nangataka tamin’i Pilato i Josefa avy any Arimatia, mba ho afaka hanaisotra ny fatin’i Jesosy. Mpianatr’i Jesosy io Josefa io, saingy tsy niseho ho mpianany noho ny fahatahorany ny Jiosy.+ Nanome alalana azy hanao izany i Pilato,+ ka lasa i Josefa nanaisotra an’ilay faty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara