Isaia 40:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hiharihary ny voninahitr’i Jehovah,+ ka hiara-mahita izany ny nofo rehetra.+ Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+ Isaia 42:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako,+ ilay voafidiko+ izay sitrako!+ Nampitoeriko ao aminy ny fanahiko.+ Hampiharihary ny rariny amin’ireo firenena izy.+
5 Dia hiharihary ny voninahitr’i Jehovah,+ ka hiara-mahita izany ny nofo rehetra.+ Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+
42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako,+ ilay voafidiko+ izay sitrako!+ Nampitoeriko ao aminy ny fanahiko.+ Hampiharihary ny rariny amin’ireo firenena izy.+