FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nahita hazavana lehibe+ ny olona nandeha tao amin’ny haizina, ary niposahan’ny hazavana ireo nitoetra tao amin’ny tanin’ny haizim-pito.+

  • Isaia 60:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 “Mitsangàna,+ ry vehivavy! Mandefasa hazavana,+ fa efa tonga ny fahazavanao,+ ary mamirapiratra eo aminao ny voninahitr’i Jehovah!+

  • Matio 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nahita hazavana lehibe+ ny olona nipetraka tao amin’ny haizina,+ ary niposahan’ny+ hazavana+ ireo nipetraka tao amin’ny faritra misy aloky ny fahafatesana.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara