FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 28:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Heverinay anefa fa mety raha mandre izay hevitrao izahay, satria raha ny amin’io sekta+ io, dia tena fantatray fa toherin’ny olona hatraiza hatraiza izy io.”+

  • 1 Petera 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Aoka ho tsara foana ny fitondran-tenanareo eo amin’izao tontolo izao,+ mba hanomezany voninahitra an’Andriamanitra amin’ny andro fanaraha-maso.+ Hanome voninahitra Azy tokoa izy ireo rehefa mahita ny asa tsara ataonareo,+ na dia nanendrikendrika anareo ho mpanao ratsy aza.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara