Jaona 19:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nitsangana teo akaikin’ny hazo fijalian’i Jesosy ny reniny,+ sy ny rahavavin-dreniny, sy Maria+ vadin’i Klopa ary Maria Magdalena.+
25 Nitsangana teo akaikin’ny hazo fijalian’i Jesosy ny reniny,+ sy ny rahavavin-dreniny, sy Maria+ vadin’i Klopa ary Maria Magdalena.+