Lioka 1:80 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 80 Ary nitombo hatrany ilay zaza+ ka nihamato-tsaina, ary nitoetra tany an-tany efitra izy mandra-pisehony an-karihary tamin’ny Israely. Lioka 2:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Ary nihanitombo fahendrena i Jesosy,+ sady nihalehibe, ary nihanahazo sitraka tamin’Andriamanitra sy ny olona.+
80 Ary nitombo hatrany ilay zaza+ ka nihamato-tsaina, ary nitoetra tany an-tany efitra izy mandra-pisehony an-karihary tamin’ny Israely.
52 Ary nihanitombo fahendrena i Jesosy,+ sady nihalehibe, ary nihanahazo sitraka tamin’Andriamanitra sy ny olona.+