Lioka 9:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Mbola tsy azon’ireo ihany anefa ny hevitr’izany teny izany, sady nafenina azy koa mba tsy ho takany. Natahotra ny hanontany azy momba izany anefa izy ireo.+ Lioka 18:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy nisy azon’izy ireo anefa ny hevitr’izany. Fa nafenina taminy izany teny izany, ka tsy fantany izay voalaza.+
45 Mbola tsy azon’ireo ihany anefa ny hevitr’izany teny izany, sady nafenina azy koa mba tsy ho takany. Natahotra ny hanontany azy momba izany anefa izy ireo.+
34 Tsy nisy azon’izy ireo anefa ny hevitr’izany. Fa nafenina taminy izany teny izany, ka tsy fantany izay voalaza.+