Eksodosy 34:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia niaraka tamin’i Jehovah teo efapolo andro sy efapolo alina izy, ary tsy nisakafo na nisotro rano.+ Ary nosoratany teo amin’ireo takela-bato ny teny tao amin’ilay fifanekena, izany hoe ny Teny Folo.+ 1 Mpanjaka 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia niarina i Elia ka nihinana sy nisotro, ary nahazo hery avy tamin’izany ka nanohy ny diany efapolo andro+ sy efapolo alina, ary tonga hatrany Horeba, tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+
28 Dia niaraka tamin’i Jehovah teo efapolo andro sy efapolo alina izy, ary tsy nisakafo na nisotro rano.+ Ary nosoratany teo amin’ireo takela-bato ny teny tao amin’ilay fifanekena, izany hoe ny Teny Folo.+
8 Dia niarina i Elia ka nihinana sy nisotro, ary nahazo hery avy tamin’izany ka nanohy ny diany efapolo andro+ sy efapolo alina, ary tonga hatrany Horeba, tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+