Apokalypsy 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ilay bibidia hitako dia tahaka ny leopara,+ fa ny tongony kosa tahaka ny an’ny orsa,+ ary ny vavany tahaka ny vavan’ny liona.+ Ary nomen’ilay dragona+ hery sy seza fiandrianana ary fahefana lehibe+ ilay bibidia.
2 Ary ilay bibidia hitako dia tahaka ny leopara,+ fa ny tongony kosa tahaka ny an’ny orsa,+ ary ny vavany tahaka ny vavan’ny liona.+ Ary nomen’ilay dragona+ hery sy seza fiandrianana ary fahefana lehibe+ ilay bibidia.