Isaia 52:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho malina+ ny mpanompoko+ rehefa manao zavatra. Hahazo toerana ambony izy, ary hasandratra ka homena voninahitra lehibe.+
13 Ho malina+ ny mpanompoko+ rehefa manao zavatra. Hahazo toerana ambony izy, ary hasandratra ka homena voninahitra lehibe.+