Salamo 45:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mihoatra lavitra noho ny an’ny zanak’olombelona ny hatsaranao,+Ary mahafinaritra erỳ ny teny avy amin’ny molotrao!+Izany no antony itahian’Andriamanitra anao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Isaia 50:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 I Jehovah Tompo Fara Tampony no nanome ahy ny lelan’ny efa nampianarina,+ mba hahafantarako izay tokony holazaina amin’ny olona reraka.+ Mamoha ahy isa-maraina izy, ka fohaziny ny sofiko mba handre toy ny sofin’ny olona efa nampianarina.+ Efesianina 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Aoka tsy hisy teny ratsy hivoaka amin’ny vavanareo,+ fa izay teny tsara ho fampaherezana kosa, rehefa ilaina izany, mba hahasoa an’izay mihaino.+
2 Mihoatra lavitra noho ny an’ny zanak’olombelona ny hatsaranao,+Ary mahafinaritra erỳ ny teny avy amin’ny molotrao!+Izany no antony itahian’Andriamanitra anao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
4 I Jehovah Tompo Fara Tampony no nanome ahy ny lelan’ny efa nampianarina,+ mba hahafantarako izay tokony holazaina amin’ny olona reraka.+ Mamoha ahy isa-maraina izy, ka fohaziny ny sofiko mba handre toy ny sofin’ny olona efa nampianarina.+
29 Aoka tsy hisy teny ratsy hivoaka amin’ny vavanareo,+ fa izay teny tsara ho fampaherezana kosa, rehefa ilaina izany, mba hahasoa an’izay mihaino.+