Asan’ny Apostoly 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy anefa ny navalin’ny fanahy ratsy azy ireo: “Fantatro i Jesosy,+ ary fantatro tsara i Paoly,+ fa mba iza kosa ianareo?”
15 Hoy anefa ny navalin’ny fanahy ratsy azy ireo: “Fantatro i Jesosy,+ ary fantatro tsara i Paoly,+ fa mba iza kosa ianareo?”