8Lasa nitety tanàna sy vohitra i Jesosy, fotoana fohy taorian’izany, ka nitory sy nanambara ny vaovao tsaran’ny fanjakan’Andriamanitra.+ Ary niaraka taminy ny roa ambin’ny folo lahy,
38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta, izay nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy ny hery. Ary nandeha hatraiza hatraiza izy ka nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly,+ satria nomba azy Andriamanitra.+
8 Ary lazaiko fa tena tonga mpanompon’izay+ voafora+ tokoa i Kristy, mba hanaporofoana fa marina Andriamanitra,+ sy mba hanamafisana ny fampanantenana+ nataony tamin’ny razan’izy ireo,