Matio 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy i Jesosy taminy: “Andao hanaraka ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.”+ Marka 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa hoy i Jesosy taminy: “Andao hanaraka ahy, fa hataoko izay hahatonga anareo ho mpanarato olona.”+
17 Koa hoy i Jesosy taminy: “Andao hanaraka ahy, fa hataoko izay hahatonga anareo ho mpanarato olona.”+