Matio 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy lehilahy boka+ nanatona azy ka niankohoka teo anatrehany, sady niteny hoe: “Tompo ô, raha mba sitrakao fotsiny mantsy ny hanadio ahy, dia ho vitanao izany.” Marka 1:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nisy boka koa tonga teo aminy, ka nandohalika sady niangavy azy mafy hoe: “Raha mba sitrakao fotsiny mantsy ny hanadio ahy, dia ho vitanao izany.”+
2 Ary nisy lehilahy boka+ nanatona azy ka niankohoka teo anatrehany, sady niteny hoe: “Tompo ô, raha mba sitrakao fotsiny mantsy ny hanadio ahy, dia ho vitanao izany.”
40 Nisy boka koa tonga teo aminy, ka nandohalika sady niangavy azy mafy hoe: “Raha mba sitrakao fotsiny mantsy ny hanadio ahy, dia ho vitanao izany.”+