Marka 7:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary nodidian’i Jesosy ny olona tsy hilaza izany na amin’iza na amin’iza,+ kanefa arakaraka ny nandidiany azy ireo no vao mainka nampielezan’ireo izany.+ Lioka 8:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Ary faly loatra ny ray aman-dreniny, kanefa tsy navelan’i Jesosy hilazalaza tamin’olona momba izay nitranga izy ireo.+
36 Ary nodidian’i Jesosy ny olona tsy hilaza izany na amin’iza na amin’iza,+ kanefa arakaraka ny nandidiany azy ireo no vao mainka nampielezan’ireo izany.+
56 Ary faly loatra ny ray aman-dreniny, kanefa tsy navelan’i Jesosy hilazalaza tamin’olona momba izay nitranga izy ireo.+