Matio 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny mpanora-dalàna sasany nanao anakampo hoe: “Manevateva an’Andriamanitra ilehity.”+ Marka 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Nahoana ilehio no miteny toy izany? Manevateva an’Andriamanitra izy. Fa iza no afaka mamela heloka afa-tsy Andriamanitra ihany?”+
7 “Nahoana ilehio no miteny toy izany? Manevateva an’Andriamanitra izy. Fa iza no afaka mamela heloka afa-tsy Andriamanitra ihany?”+