Lioka 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Indray sabata, dia nankao an-tranon’ny anankiray tamin’ny lehiben’ny Fariseo i Jesosy mba hisakafo,+ ary nijery azy tsara ny olona tao.+
14 Indray sabata, dia nankao an-tranon’ny anankiray tamin’ny lehiben’ny Fariseo i Jesosy mba hisakafo,+ ary nijery azy tsara ny olona tao.+