Marka 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy izy tamin’ny olona: “Inona no azo atao amin’ny sabata: Ny manao soa sa ny manao ratsy, ny mamonjy olona sa ny mamono olona?”*+ Tsy niteny tsy nivolana anefa ireo.
4 Ary hoy izy tamin’ny olona: “Inona no azo atao amin’ny sabata: Ny manao soa sa ny manao ratsy, ny mamonjy olona sa ny mamono olona?”*+ Tsy niteny tsy nivolana anefa ireo.