Marka 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsapan’i Jesosy avy hatrany koa fa nisy hery+ niala taminy, ka nitodika izy, tao anaty vahoaka, ary niteny hoe: “Iza no nikasika ny akanjoko teo?”+
30 Tsapan’i Jesosy avy hatrany koa fa nisy hery+ niala taminy, ka nitodika izy, tao anaty vahoaka, ary niteny hoe: “Iza no nikasika ny akanjoko teo?”+