Salamo 107:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa nataony afa-ketaheta ireo main’ny hetaheta,+Ary ny noana kosa novokisany zava-tsoa.+ Jeremia 31:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hamelombelona ny reraka aho, ary hataoko voky izay rehetra reraky ny hanoanana.”+