Matio 5:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valisoa azonareo?+ Tsy mba manao toy izany koa ve ny mpamory hetra? 1 Timoty 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary raha misy tsy manome izay ilain’ny olona tokony ho adidiny,+ indrindra fa ny ankohonany,+ dia efa nanda+ ny finoana+ izy ka ratsy noho ny tsy mino.
46 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valisoa azonareo?+ Tsy mba manao toy izany koa ve ny mpamory hetra?
8 Ary raha misy tsy manome izay ilain’ny olona tokony ho adidiny,+ indrindra fa ny ankohonany,+ dia efa nanda+ ny finoana+ izy ka ratsy noho ny tsy mino.