Matio 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo,+ ary araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.+ Marka 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy koa izy tamin’ireo: “Tandremo izay renareo.+ Araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo,+ eny, hahazo fanampiny aza ianareo.+
2 fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo,+ ary araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.+
24 Hoy koa izy tamin’ireo: “Tandremo izay renareo.+ Araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo,+ eny, hahazo fanampiny aza ianareo.+