Ohabolana 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay miteny voalohany eo amin’ny fitsarana no toa marina,+ fa miditra kosa ny andaniny ka manadihady azy.+ Romanina 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Raha izany àry no izy, ianao izay mampianatra ny sasany io, mba mampianatra ny tenanao ve ianao?+ Ianao izay mitory hoe: “Aza mangalatra”,+ mangalatra ihany ve ianao?+
17 Izay miteny voalohany eo amin’ny fitsarana no toa marina,+ fa miditra kosa ny andaniny ka manadihady azy.+
21 Raha izany àry no izy, ianao izay mampianatra ny sasany io, mba mampianatra ny tenanao ve ianao?+ Ianao izay mitory hoe: “Aza mangalatra”,+ mangalatra ihany ve ianao?+