Daniela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nandre feon’olona teo afovoan’i Olay+ aho. Niantsoantso ilay feo hoe: “Ry Gabriela+ ô, ampahafantaro azy ny hevitr’ilay zavatra hitany.”+ Lioka 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy ilay anjely: “Izaho no Gabriela,+ izay mitsangana eo anatrehan’Andriamanitra. Nirahina hiteny+ aminao aho sady hanambara izany vaovao tsara izany aminao.
16 Ary nandre feon’olona teo afovoan’i Olay+ aho. Niantsoantso ilay feo hoe: “Ry Gabriela+ ô, ampahafantaro azy ny hevitr’ilay zavatra hitany.”+
19 Dia hoy ilay anjely: “Izaho no Gabriela,+ izay mitsangana eo anatrehan’Andriamanitra. Nirahina hiteny+ aminao aho sady hanambara izany vaovao tsara izany aminao.