23 Dia noraisin’i Elia ilay ankizy, ka nentiny nidina avy tao amin’ilay efitra tany an-tampon-trano, ary natolony an-dreniny tao an-trano. Dia hoy i Elia: “Io fa velona ny zanakao.”+
36 Dia nantsoin’i Elisa i Gehazy, ka nilazany hoe: “Antsoy ilay vehivavy sonemita.”+ Ary nantsoiny ravehivavy, ka nankao aminy. Dia hoy i Elisa: “Raiso ny zanakao.”+