Marka 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Volon-drameva ny fitafian’i Jaona, fehikibo hoditra no teo amin’ny andilany,+ ary valala+ sy tantelidia+ no fihinany.
6 Volon-drameva ny fitafian’i Jaona, fehikibo hoditra no teo amin’ny andilany,+ ary valala+ sy tantelidia+ no fihinany.