11 mba hitondra an’i Vasty vadin’ny mpanjaka ho eo anatrehany. Nasainy nentina i Vasty misatroka diadema, mba haseho amin’ny olona sy ny andriana ny hatsaran-tarehiny, fa tsara tarehy+ tokoa izy.
8 Sa hijery inona no nivoahanareo? Olona manao akanjo vita tamin’ny ravin-damba malefaka ve? Any an-tranon’ny mpanjaka no misy manao akanjo toy izany.+