Malakia 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Hirahiko ny irako,+ ary hikarakara ny lalana halehako izy.+ Ary ho avy tampoka ao amin’ny tempoliny+ ilay tena Tompo+ tadiavinareo sy ilay iraky+ ny fifanekena+ izay sitrakareo.+ Ho avy tokoa izy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+
3 “Hirahiko ny irako,+ ary hikarakara ny lalana halehako izy.+ Ary ho avy tampoka ao amin’ny tempoliny+ ilay tena Tompo+ tadiavinareo sy ilay iraky+ ny fifanekena+ izay sitrakareo.+ Ho avy tokoa izy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+