Matio 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fony i Jesosy tany Betania,+ tao an-tranon’i Simona boka,+ Lioka 11:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nangataka azy mba hiara-misakafo+ aminy ny Fariseo iray, nony avy niteny izany izy. Koa niditra izy, ary nandry ilika hisakafo.
37 Nangataka azy mba hiara-misakafo+ aminy ny Fariseo iray, nony avy niteny izany izy. Koa niditra izy, ary nandry ilika hisakafo.