Asan’ny Apostoly 20:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary ankehitriny dia ankiniko amin’Andriamanitra+ sy amin’ny teny momba ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa ianareo. Afaka mampahery+ anareo mantsy izany teny izany sady afaka manome lova anareo miaraka amin’ireo nohamasinina+ rehetra. 1 Petera 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny voa+ mety lo,+ fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay+ Andriamanitra velona sady maharitra.+
32 Ary ankehitriny dia ankiniko amin’Andriamanitra+ sy amin’ny teny momba ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa ianareo. Afaka mampahery+ anareo mantsy izany teny izany sady afaka manome lova anareo miaraka amin’ireo nohamasinina+ rehetra.
23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny voa+ mety lo,+ fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay+ Andriamanitra velona sady maharitra.+