Matio 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ fa izy no hamonjy+ ny fireneny+ ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+ Lioka 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary noforana+ ilay zaza rehefa feno valo andro,+ ary natao hoe Jesosy ny anarany,+ araka ny nolazain’ilay anjely talohan’ny nisiany tao am-bohoka.+
21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ fa izy no hamonjy+ ny fireneny+ ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+
21 Ary noforana+ ilay zaza rehefa feno valo andro,+ ary natao hoe Jesosy ny anarany,+ araka ny nolazain’ilay anjely talohan’ny nisiany tao am-bohoka.+