Matio 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa ilay nafafy teny amin’ny toerana be vato, dia izay mandre ny teny ka manaiky izany avy hatrany amim-pifaliana.+ Marka 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Eo koa ireo nafafy teny amin’ny toerana be vato: Raha vao mandre ny teny izy, dia manaiky izany amim-pifaliana.+
20 Fa ilay nafafy teny amin’ny toerana be vato, dia izay mandre ny teny ka manaiky izany avy hatrany amim-pifaliana.+
16 Eo koa ireo nafafy teny amin’ny toerana be vato: Raha vao mandre ny teny izy, dia manaiky izany amim-pifaliana.+