Asan’ny Apostoly 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nihaino anay ny vehivavy atao hoe Lydia, mpivarotra lamba volomparasy.* Avy ao amin’ny tanànan’i Tyatira+ izy sady mpivavaka tamin’Andriamanitra. Dia nanokatra tanteraka ny fony+ i Jehovah mba handraisany tsara ny teny notorin’i Paoly.
14 Ary nihaino anay ny vehivavy atao hoe Lydia, mpivarotra lamba volomparasy.* Avy ao amin’ny tanànan’i Tyatira+ izy sady mpivavaka tamin’Andriamanitra. Dia nanokatra tanteraka ny fony+ i Jehovah mba handraisany tsara ny teny notorin’i Paoly.