15 Rehefa mandrehitra jiro ny olona, dia tsy mametraka azy ao ambany sobika famarana+ fa eo amin’ny fitoeran-jiro, mba hanazava an’izay rehetra ao an-trano.
21 Ary hoy ihany izy tamin’ireo: “Hapetraka ao ambany sobika famarana na any ambany fandriana ve ny jiro? Tsy hapetraka eo ambony fitoeran-jiro ve izany?+
33 Rehefa mandrehitra jiro ny olona, dia tsy mametraka azy any anaty lakaly na ao ambany sobika famarana, fa ataony eo amin’ny fitoeran-jiro kosa izany,+ mba hahita hazavana izay olona miditra.
15 mba tsy hanan-tsiny+ sy hadio ianareo, ary ho zanak’Andriamanitra+ tsy misy tsiny eo anivon’ny taranaka tsy marina sy ratsy fanahy.+ Mamirapiratra eo anivon’izany taranaka izany ianareo, izay mpanazava eo amin’izao tontolo izao.+