Matio 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha mbola nilaza izany taminy izy, dia nisy mpitantana ny synagoga+ nanatona ka niankohoka teo anatrehany,+ sady nilaza hoe: “Efa maty izay ny zanako vavy.+ Andao re ho any e, ka mametraha tanana aminy mba ho velona izy.”+ Marka 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary tonga ny lehilahy iray atao hoe Jairo, izay anisan’ny mpitantana ny synagoga. Niankohoka teo an-tongotr’i Jesosy+ izy raha vao nahita azy,
18 Raha mbola nilaza izany taminy izy, dia nisy mpitantana ny synagoga+ nanatona ka niankohoka teo anatrehany,+ sady nilaza hoe: “Efa maty izay ny zanako vavy.+ Andao re ho any e, ka mametraha tanana aminy mba ho velona izy.”+
22 Ary tonga ny lehilahy iray atao hoe Jairo, izay anisan’ny mpitantana ny synagoga. Niankohoka teo an-tongotr’i Jesosy+ izy raha vao nahita azy,