Jaona 6:69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 69 Ary izahay efa mino sy mahalala fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra.”+ Jaona 10:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 nahoana aho, izay nohamasinin’ny Ray sy nirahiny ho amin’izao tontolo izao, no lazainareo hoe manevateva an’Andriamanitra satria aho nilaza hoe: Zanak’Andriamanitra+ aho?
36 nahoana aho, izay nohamasinin’ny Ray sy nirahiny ho amin’izao tontolo izao, no lazainareo hoe manevateva an’Andriamanitra satria aho nilaza hoe: Zanak’Andriamanitra+ aho?